HEVITRY NY NOFY par TenWords
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -45%
PC Portable LG Gram 17″ Intel Evo Core i7 32 Go ...
Voir le deal
1099.99 €

Nofy Ankizy mitifitra

2 participants

Aller en bas

Nofy Ankizy mitifitra Empty Nofy Ankizy mitifitra

Message par Pray'F Mar 6 Déc - 13:46

mba azavao amiko oe ty nofiko ty azafad e. Nade namangy fianakams ony zay de nisy akizikel milalao basy tonga de notifirina zay s le ravaviko de oe maty zay satri niditra teo @lamosinay ony le bala hihi de niten le ravaviko oe akany @nao zay Tompo o !!! de afaka keli2 velona jay zay satri nis nitondra tany @hopital de gaga be ony zay oe fa ahoan de tapak le nofy.

Pray'F

Messages : 3
Date d'inscription : 02/12/2016

Revenir en haut Aller en bas

Nofy Ankizy mitifitra Empty Re: Nofy Ankizy mitifitra

Message par TenyFolo Mar 6 Déc - 14:27

Somary sarotsarotra raisina kely ilay hevitry ny nofinao fa averimbereno vakiana dia ho azonao ihany:
ilay hoe namangy "fianakaviana" dia nandeha tany @ Toeram-pivavahana, ilay ankizikely (= zaza) dia midika teny notoriana tao @ilay toerana araka ny voasoratra hoe: "Nefa Jesosy kosa nanao hoe: Avelao ny zaza, ary aza raràna tsy hanatona Ahy; fa an’ ny toa azy ny fanjakan’ ny lanitra." Matio 19:14
ilay hoe voan'ny bala ianareo dia fandresen-dahatra (hevitr'ilay teny : hakàny aminao zahay Tompo) izay mamono ny toetra taloha handraisana ny vaovao ( Mifampitohy t@ ilay nofinao teo aloha izy 'ty raha tsy diso aho), fitondrana nankany @hopitaly = fanavaozam-piainana , ilay fahavelomana indray dia fizorana @lala-marina manomboka eo.

Izay no hevitry ny nofinao , efa antomotra izany fahatanterahany izany fa toa misesisesy ilay izy.

TenyFolo

Messages : 3
Date d'inscription : 08/03/2016

Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum