HEVITRY NY NOFY par TenWords
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -55%
Coffret d’outils – STANLEY – ...
Voir le deal
21.99 €

Manonofy olona maty

2 participants

Aller en bas

Manonofy olona maty Empty Manonofy olona maty

Message par Pray'F Ven 2 Déc - 12:08

mba te hanontany anareo aho hoe misy mahalala ny dikany ny manonofy olona maty ve ? , efa intelo aho izao no nanonofy olona maty tao anatin' ny 2 volana latsaka angamba izay , voalohany hitako dia ny mamako ohatry ny hoe hiditra metro aho dia izy no nivoaka tampoka teo alohako fa tsy niteny izy, izaho n0 nande saika hamihina azy no niantso azy hoe mama dia tapitra teo ilay nofy . Nofy fanindroany dia ny bebeko renin'ny mamako niditra tao amin'ny efitrano iray izay hono aho haka information dia ny bebeko no hitako nipetraka tao tsy niteny koa izy fa za no nande saika hamihina azy sady mbola niteny taminy hono aho hoe maman dia tapaka ilay nofy , Ny fanintelony dia ny dadatoako, ohatry ny hoe hande hitsangatsangana anga ny fianakaviambe dia za sy ilay neuveu -ko kely hono tsy omby tao anaty ny fiara saika hitondra anay dia nande niditra tao anaty fiara iray limousine fotsy hono dia tao dadatoanay ary tsy niteny koa izy dia tapaka teo ilay nofy.
Mety misy hafatra tiana ampitaina ve zany sa ?

Pray'F

Messages : 3
Date d'inscription : 02/12/2016

Revenir en haut Aller en bas

Manonofy olona maty Empty Re: Manonofy olona maty

Message par TenyFolo Mar 6 Déc - 14:43

Tsy misy manana fahaizana manokana afaka milaza ny hevitry ny nofy afa-tsy Ilay Mpahary ny lanitra sy ny tany izay naniraka ny zanany (=Teniny) ho ety ambonin'ny tany ary nanolotra ny ainy teo amin'ny Hazo Fijaliana t@ mi-semaine ihany, Izy no manambara ny hevitry ny nofinao ary tsy maintsy hotanteraka ny heviny:
Iray ihany no tian'ny nofy hambara ary tsy maintsy hotanteraka izany satria naverina in-3 ilay nofy, ny fisian'ireo olona efa maty dia tsy manambara inona loatra afa-tsy fanisAna gEneration ihany (espace temporel),ny milieu indray dia maneho ny fivoAran'ny toerana nisy anao( metro >bibliotheque >Limousine ) ny hevitry ny nofy dia hoe afaka ny fotoan'ny rotorotom-piainana ho an'i Pray'F "metro boulot dodo hoy ny fitenEnana", afaka 4taona (4gEnerations= bebe > mama + dadatoa > Pray'F > neveu) dia ho lasa tompona orin'asa lehibe i Pray'F.

Izay no hevitry ny nofin'i Pray'F ka miandry ny fahatanterahany isika

TenyFolo

Messages : 3
Date d'inscription : 08/03/2016

Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum